Isiraely
Sauter à la navigation
Sauter à la recherche
I Israely dia firenena ao Azia. Ny renivohiny dia Jerosalema. Ny tanàna lehibe indrindra dia Jerosalema raha ampidirina ao i Jerosalema Atsinanana. 20 770 km ny velarantaniny ary 8 847 400 ny isan'ny mponina ao aminy araka ny fanisana natao tamin'ny Avrily 2018. Ny faritr'ora dia +2.