Ejipta
Avy amin'i Wikipedia
|
|||
| Teny Filamatra : «» | |||
| Sarintany | |||
| Fiteny | arabo | ||
| Renivohitra | Kairo | ||
| Praiminisitra | Hazem Al Beblawl | ||
| Filoham-pirenena | Adly Mansour | ||
| Velarantany | 1.001.450 km² | ||
| Mponina - Manontolo (2004) - Hakitroka |
Lisitra tanàna araka ny mponina 76.117.421 mponina 1120 mpo/km² |
||
| Anarana | |||
| Fahaleovantena | 26 Jolay 1952 | ||
| Finoana | silamo : 90%;kopta;katolika | ||
| Sandam-bola | sterlina ejipsiana | ||
| Faritra ora | UTC +2 | ||
| Faritra Internet | .eg | ||
| Antso an-tariby | 20 | ||
Votoatiny
Tantara[hanova | hanova ny fango]
Jeografia[hanova | hanova ny fango]
Ejipta dia firenena ao amin'ny faritra avaratra-atsinanan'i Afrika. Ireo firenena manodidona azy dia Israely ao avaratra-atsinanana, Soudan ao atsimo ary Libia ao andrefana. Manana morontsiraka amin'ny ranomasina Mena izy ao atsinanana ary amin'ny ranomasina mediteraneana ao avaratra.