Hazo
Avy amin'i Wikipedia
Ny hazo dia fitao ôrganika, vita kira selilôzy (matanjaka rehefa ritina), milona anaty lininina mahatanty tsindry.
Ny hazo dia tiana amin'ny toetra mekanikany, ho an'ny hasina ara-pana ary ny raha voalohany amin'ny indostria simika. Ny hazo dia avy amin'ny hazo velona na avy amin'ny bararata. Betsaka ny fomba fampiasana azy amin'ny fanamoaran-trano sy amin'ny indostrian'ny taratasy ; mety ampiasaina ohatra ny kitay koa ny hazo.
Bôtanika[hanova | hanova ny fango]
Rafitra[hanova | hanova ny fango]
Fiharo simika[hanova | hanova ny fango]
Toetra fizika[hanova | hanova ny fango]